Ny tambazotra MALINA, izay nantsanganan’ ny fikambanana Transparency International – Initiative Madagascar tamin’ny taona 2018, dia ivondronan’ny mpanao gazety mpanatsikafona. Manatsikafona ireo trangana kolikoly lehibe ny tambazotra.
Manana komitin’ny fanoratana sy komity siantifika ny MALINA.